| Entrée (1/3) | 1 velona |
| Partie du discours | 2 adjectif |
| Explications en malgache |
3 Misy aina, tsy maty: Velona daholo ny zanakazo namboleko ~ Mbola velona any ihany va re izay Rabe e!
4 Mandeha tsara, afaka mandeha: Efa velona ve ilay fiarakodianao? 5 Maneno, midoboka, mirefodrefotra: Velona ny lakolosy ~ Velona ny amponga ~ Velona ny tehaka raha vao nitsangana fotsiny izy 6 Mirehitra (amin' ny hevitra ara-bakiteny sy an' ohatra): Efa velona ny afo raha hahandro vary ianao ~ Velona indray ny hatezerany nandre izany teny izany 7 Mihiratra, voasoritra, manan-kery: Mbola velona tsara izany fiteny izany ~ Mbola velona mandraka ankehitriny ny "Kitay telo andalana" 8 Manomboka: Naka akalana iray avy izahay telo lahy dia velona tamin' izay ny resaka 9 Izaitsizy, aoka izany, fatratra: Maimbo velona io hena io izany [1.1] |
| Explications en anglais |
10 living, alive
[1.7] |
| Explications en français |
11 vivant
[1.8] 12 tout ce qui est vivant, aussi bien les plantes que les animaux et les humains [1.196] |
| Exemples |
13 fa raha velona ny aina tsy maintsy mihaona
[2.131]
14 Mbola velona ihany hianao Razay! [2.324] 15 Filazana toetr'olom-belona hiany izany. [2.59#77] 16 Raha velona moa aho, iza no mba hovantaniko? [2.471] 17 tsy anisan' ny velona intsony ny zokiko. [2.472] |
| Morphologie |
|
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés | 43 103 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 44 Proverbes contenant ce mot |
| Entrée (2/3) | 45 velona |
| Partie du discours | 46 interjection [Liste complète] |
| Explications en malgache |
47 Teny atao firarian-tsoa raha misy olona mievina: Velona e!
[1.1] |
| Entrée (3/3) | 48 velona |
| Partie du discours | 49 adjectif |
| Explications en malgache |
50 be voninahitra
[Bezanozano]
[1.78] |
| Anagrammes | 51 levona, 52 velona, 53 volena |
| Mis à jour le 2025/11/13 |
|