Entrée (1/2) | 1 mahavelona |
Radical | 2 velona |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 [1.13] ilain'ny aina |
Explications en français |
5 [1.13] nutritif 6 [1.196] qui peut ranimer, ramener à la vie, est le nom donné aux préparations auxquelles on attribue de grands pouvoirs revivifiants. Par exemple, une préparation faite à partir des grands aloes du Sud. Voir vahombe |
Exemples |
7 [2.117#108] Mitsiry aho dia efa sakafo mahavelona. 8 [1.262#] Fahasoavana roa ambin'ny folo mahavelona koa! 9 [2.606#118] Miady varotra izy fa tsy mahavelona anaka izany. |
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 12 Mahavelona |
Mots élémentaires | 13 maha~, velona |
Partie du discours | 14 nom propre (toponyme) [Liste complète] |
Exemples |
15 [2.508#257] Tao mahavelona ihany no renivohiny. |
Vocabulaire |
16 Géographie: agglomérations |
Anagrammes | 17 ahaveloman, Mahalevona, mahavelona, Mahavelona, nahaleovam, nahaveloma |
Mis à jour le 2025/02/08 |
![]() |