Entrée kobanina (kobana)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Atsikebona ka miloatra daholo ny loto ao aminy: Nokobanin' ny ankizy ny rano tao am-pantsakana ka naloto
¶ Hetsiketsehina: Kobany ao anaty barika ny rano hanasana azy
¶ Ahontsankontsana: Kobano ny fanafody alohan' ny hisotroana azy
¶ (lamba sasana) Atsoboka ao anaty rano madio mba hanala ny ranon-tsavony: Kobanina ny lamba rehefa vita ny fikosehana azy [Rajemisa 1985]
Morphologie 
kobanina
kobaniko
kobaninao
kobaniny
kobanintsika
kobaninay
kobaninareo
kobanin'
kobanin-
kobanim-
kobani-
nokobanina
nokobaniko
nokobaninao
nokobaniny
nokobanintsika
nokobaninay
nokobaninareo
nokobanin'
nokobanin-
nokobanim-
nokobani-
hokobanina
hokobaniko
hokobaninao
hokobaniny
hokobanintsika
hokobaninay
hokobaninareo
hokobanin'
hokobanin-
hokobanim-
hokobani-
kobano, kobany
Citations 

2013/01/31