Entrée namana
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Sihanaka, Tambahoaka, Tanala] vady [1.78]
  [Tanala] andefimandry [1.78]
 Olona miara-dava amin' ny tena noho ny fifankahazoan-tsaina sy fitovian-toetra: Namana tsy mahafoy an-dRabe Rakoto
Ny olona manodidina anao na ny olombelona hafa rehetra: Tiavo ny namanao tahaka ny tenanao
Enti-milaza ny iray amin' ireo zavatra mandeha roa lalandava, na lomisy: Ny kofehy no naman' ny fanjaitra / Tsy hitako ny nalehan' ny naman' ity kiraro ity
Mitovy, azo alahatra amy..., azo heverina ho toy ny...: Ny manafina zavatr' olona, hono, naman' ny mangalatra / Tonga tsy miarahaba naman' ny tezitra, lasa tsy manao veloma naman' ny sosotra [1.1]
Explications en anglais A companion, a partner, a comrade, a neighbour. See sakaiza, havana. [1.2]
 A companion, a neighbor; an accomplice; a thing that belongs with something else, as one of a pair [1.7]
Explications en français Compagnon [1.3, 1.8]
 Prochain, complice; ce qui fait la paire, ce qui va avec d’autres, ce qui est uni avec d'autres objets [1.3]
 Voisin; comparse; une chose qui va avec une autre, comme l'un d'une paire, partenaire [1.8]
Exemples 
1Nigagana ny fahanginana ny namana. [2.270]
2Misy ny olona dia , saro-tiana sy tsy matoky namana! [2.4]
3Nahoana ise no tsy te hanatri-maso ity namana fahiny? [2.895]
Dérivés 
Mots composés 
Proverbes 

Entrée Namàna
Partie du discours nom propre (biblique) [liste complète]
Explications en anglais Naaman [2.996]
Explications en français Naaman [2.996]
Vocabulaire 
Synonymes Naamàna
Citations bibliques 

Anagrammes 

Mis à jour le 2022/04/17