|
|
|
|

Entrée (1/2)1  sakaiza
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Namana mifankazatra sy mifankatia amin' ny tena ka amborahana izay ao am-po sy izay manjo ny tena: Miaraka foana Ibalita sy Isambilo sakaizany
Enti-milaza koa lehilahy sy vehivavy mifangala-pitia any amin' ny takona (matetika, amin' ity hevitra ity, dia ampiana ny mpamaritra hoe ratsy: sakaiza ratsy [1.1]
Explications en anglais  4  a friend, a companion; used of the opposite sex it means a paramour [1.7]
Explications en français  5  ami, compagnon; amant [1.8]
Exemples  6  Hitako, ambany aloka, ireo sakaiza. [2.270#125]
7  Hoy ny havana aman-tsakaizanareo eto Madagaskara [2.649#193]
8  dia mamangy ny rai-aman-dreny, sy ny lehibe, sy ny havana, sy ny sakaiza, dia manalitra vola jaka solombody akoho [2.48]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés  27  10 combinaisons de sakaiza
Analogues  28  tapaka, namana, mpifankatia, mahatoky, rano sy vary, fatidra, longo, tanan-kavia sy havanana, trano atsimo sy avaratra, mpirahalahy mizara dian' omby, mifampihinana ny manta sy ny masaka
Proverbes  29  Proverbes contenant le mot sakaiza

Entrée (2/2)30  sakaiza
Partie du discours  31  nom
Explications en français  32  (au sens général : ami). Nom donné à un odi-tambavy, remède administré aux jeunes enfants. Voir aussi sakaizanankizy [Merina] [1.196]
Vocabulaire  33  Botanique

Mis à jour le 2025/09/20