|
|
|
|

Entrée1 mpifankatia
Radical  2tia
Partie du discours  3 nom
Explications en malgache  4 [1.1]
Explications en français  5 amants [3.1]
Exemples  6 mpifankatia hita faty tanaty rano [4.14]
7 Ohatra ny mpifankatia ela tsy nihaonana sahady izahay mianaka nony vao nifankahita [2.471]
8 Toy ny nafatotra ny vavan'ireo mpifankatia ireo, ary marina mihitsy ny tenin'ny lehilahy mpanoratra malaza hoe: "Ny fitiavana tsy tenenina no fitiavana lehibe sy ambony indrindra" (Wagner) [2.324]
Proverbes  9 Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  10 mpanatifika, 11 mpiantafika, 12 mpifankatia

Mis à jour le 2025/11/02