|
|
|
|

Entrée1  fatidra
Mots élémentaires  2 fatitra, 3 ra
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5 fomba atao amin' ny alalan' ny fatitra ifampihinanan' ny olona roa ra mba ho mari-piwkaizana mafy: Nanao fatidra hono, Radama rainy sy i Hastie.
6 sakaiza na namana mifankatia fatratra: Tsy mahagaga raha tsy mahafoy an-dRakoto Rabe: fatidrany hatry ny ela iny. [1.1]
Explications en anglais  [fati-dra] 7 blood brotherhood; the ceremony of entering into a mutual and solemn pledge of friendship or brotherhood. It is performed by each party partaking of a small piece of liver, etc., mixed with the blood of the other party.. [1.2]
8 the ceremony of blood brotherhood. [1.7]
Explications en français  9 parenté de sang; cérémonie pour marquer cette parenté. [1.8]
10 alliance par le sang. [1.13]
Analogues  11  fanange, 12  sakarivo
Proverbes  13  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  14 faditra, 15 fatidra

Mis à jour le 2025/11/02