Index

Proverbes : mikiakiaka

Proverbe Hoy ny akoho mikotrika: Nokobaniny tany am--poto--tsofiny lahy ny atodiko; nefa ny mikiakiaka mbola ho zaza, ary ny mikobana efa lamokany. [Houlder 1895 #2304]

Proverbe Mainka izany raha foy, lamokany aza mikiakiaka. [Rajemisa 1985]
Mainka izany raha foy, mbola akorany aza mikiaka! [Rinara 1974]
Mainka izany rehefa toy mbola atodiny aza mikiakiaka. [Houlder 1895 #1245]
Interprétation malgache Enti-milaza ireo olona be avonavona, nefa tsy lasa ambony manao ahoana. [Rajemisa 1985]
Traduction française Que sera-ce quand il sera éclos! alors qu' il est encore dans l' œuf il crie déjà. [Houlder 1895]

Proverbe Mikiakiaka sy mijafajafa hoatry ny voalavo terin-tonta. [Veyrières 1913 #5010]
Traduction française Crier et se débattre comme un rat pris au piège. [Veyrières 1913 #5010]

Proverbe Moana no tezitra ka sady mikapakapa ny tanana no midiridiry ny maso ary ny vava mikiakiaka dia manginy ihany. [Rinara 1974]

Index