Entrée foy
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Enti-milaza ny voronkely mivoaka avy ao amin' ny akoran' atody nisy azy, afaka tao anaty akorany: Foy androany ny atodin' Ikalamavo
Vaky, potsika (vay): Efa ho foy io vay io ka izany no nahatonga azy harary mafy
Mivoaka ny vava, mivoaka: Ny teny atody, hoy ny ohabolana, ka raha foy manana elatra
Famotsehana ny hao na ny parasy amin' ny hoho. [1.1]
Explications en anglais Hatched
Suppurated, drawn out, evacuated; burst out, as a shout
Secret conversation becoming known [1.2]
Explications en français éclos [1.3, 1.82]
 Percé [1.3, 1.5]
 Divulgué [1.3, 1.5]
Dérivés 
Mots composés 

Entrée foy
Partie du discours participe
Explications en malgache  [Taisaka] Ilaozana, ialana [1.78]
 Omena an-tsitrapo: Foiko ho anao iny fa mahasoava [1.1]
Explications en anglais Abandoned, given up [1.2, 1.7]
 Forsaken, deserted, despaired of. [1.2]
Explications en français Abandonné [1.8, 1.5, 1.82]
Exemples 
1ho velona ny fanjakana tsy ho foy ny razana [2.48]
2Ny fahamarinako dia hazoniko mafy ka tsy ho foiko [2.996]
Morphologie 
Présent : foy, foiko, foinao, foiny, fointsika, foinay, foinareo, foin', foin-, foim-
Passé : foy, foiko, foinao, foiny, fointsika, foinay, foinareo, foin', foin-, foim-
Futur : ho foy, ho foiko, ho foinao, ho foiny, ho fointsika, ho foinay, ho foinareo, ho foin', ho foin-, ho foim-
Dérivés 
Mots composés 

Entrée foy
Partie du discours verbe passif
Explications en français  [Taisaka] Qui ose [1.82]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/06/08