Entrée voalavo
Partie du discours nom
Définition malgache Biby lavalava vatana, tsoky loha, lava rambo, mpanimba zavatra (indrindra ny voly sy tahirin-tsakafo) ary mpanely ny areti-mifindra amin' ny parasy entiny. Misy karazany telo ny voalavo: ny voalavo mainty, ny voalavo fotsy ary ny voalavon-drano [Rajemisa 1985]
Définition française a species of rat. Mus alexandrinus. [Fiji: kalavo; Dyak: blawow; Mankassar: balawo] [Abinal 1888]
Définition anglaise a rat [Hallanger 1973]
Définition française rat [Rajemisa: Vakoka, Hallanger 1974, SLP 1986]
Vocabulaire 
Nom scientifique Mus alexandrinus
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Voalavo maro be mihitsy no hitako tamin' izany. [FOFAFIPE: Haivola, page 107]
2Ny ampitson' iny, betsaka ny olona no nahita voalavo maty. [Andraina: Mitaraina, page 81]
3Nony tonga teny am-povoan-drano, nahatsiaro noana ny voalavo. [FOFAFIPE: Tongavola, page 111]
Citations 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot voalavo (1): Nosy Voalavo

Entrée voalavo
Partie du discours nom
Définition française Se disait des sorciers [Veyrières 1913]
Définition française sorcier [Abinal 1888]
Mots composés, titres, noms 

Entrée voalavo (lavo)
Partie du discours participe passé
Définition anglaise put down, thrown [Richardson 1885]
Définition française renversé, jeté à terre [Abinal 1888]

2017/08/03