Entrée | atody | ||||||||||||
Partie du discours | nom | ||||||||||||
Explications en malgache | Zavatra misy tsirin' aina alatsaky ny vavy amin' ny biby, indrindra ny vorona, izay foy rehefa avy kotrehin-dreniny mandritra ny fotoana maharitra ka tonga bibikely na voronkely. Misy zavatra telo ao amin' ny atody, dia ny tapotsiny, ny tamenany ary ny akorany izay mandrakotra an' iretsy voalohany [1.1] | ||||||||||||
Vokatra ateraky ny fihaonan'ny tsiry lahy sy tsiry vavy [1.13] | |||||||||||||
Explications en anglais | An egg. [Mal. telur; Dyak tulu; Nias adulu; Jav. andoy; other dialects, toil, tolo, telli, terani, atulu, etc.] [1.2] | ||||||||||||
An egg [1.7] | |||||||||||||
Explications en français | Oeuf [1.8, 1.13] | ||||||||||||
Embryon, zygote [1.13] | |||||||||||||
Exemples |
| ||||||||||||
Vocabulaire | Biologie ~ Zoologie: (en général) | ||||||||||||
Dérivés |
| ||||||||||||
Mots composés |
| ||||||||||||
Phytonymes |
| ||||||||||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot atody | ||||||||||||
Entrée | atody (tody) | ||||||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||||||
Explications en malgache | Atao tonga an-tseranana: Atodio soa aman-tsara ny sambolainay, ry Tompo [1.1] | ||||||||||||
Explications en français | Qu'on fait rentrer au port [1.3] | ||||||||||||
Morphologie |
| ||||||||||||
Anagrammes | atody, tadio |
Mis à jour le 2023/06/15 |