Entrée |
mihaingo
(haingo)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Misy haingo, mitondra akanjo misy haingo: Mihaingo aoka izany ny mpanambady
[1.1]
|
Explications en anglais | To adorn one's self, to decorate one's self, to wear ornaments. [1.2]
|
| To adorn oneself [1.7]
|
Explications en français | S'orner; être paré [1.8]
|
Exemples | Ary nony tonga ny andro hampakaran-drano, dia mihaingo tsara dia tsara ny olona rehetra sy miravaka tsara amy ny izay firavaka ananany.
[2.48]
|
Morphologie |
Présent : |
mihaingo |
Passé : |
nihaingo |
Futur : |
hihaingo |
Impératif : |
mihaingoa |
|
Mots composés |
|
Proverbes |
|