|
|
|
|

Entrée1  haingo
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Zavatra apetaka amin' ny akanjo na entina eny amin' ny tena mba hahatonga ny tena ho tsara jerena: Mahafinaritra ny haingon' akanjonao
Izay rehetra entina handravahana zavatra, ary na dia hatramin' ny ara-tsaina sy ara-panahy aza: Ho haingon' ny tokantranoko no hividianako io fanaka io / Be haingo loatra ny lahateniny
4  [1.13] zavatra entina na apetaka mba hahatsara jerena
Explications en anglais  5  [1.2, 1.7] an ornament
6  [1.2] a decoration, an embellishment. See ravaka
7  [1.7] trimmings
Explications en français  8  [1.3, 1.8] ornement
9  [1.3, 1.8, 1.13] parure
10  [1.3, 1.13] décoration
11  [1.3] embellissement
Exemples  12  Noro kosa nanatona an-dreniny, dia velona ny resaky ny haingo. [2.5]
13  hahazo izay tiany momba ireo haingo isan-karazany, ary Ingahibe no hampihanta azy amin' izany. [2.470]
Dérivés 
14  Verbes actifs :
15  Verbes passifs :
16  Verbes relatifs :
17  Noms :
18  Adjectifs :
Analogues  19  ravaka
Mots composés 
Proverbes  29  Proverbes contenant le mot haingo

Anagrammes  30 

Mis à jour le 2025/01/21