Entrée | 1 fihaingoana |
Radical | 2 haingo |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Ny asa atao raha mihaingo: Tsara ny fihaingoana raha atao amim-pahendrena 5 Ny zavatra entina mihaingo: Vary nisy nangalatra ny kaviny, ny haba volamena, ny fisisika, ny fihaingoany rehetra [1.1] |
Explications en français |
6 L’action de se parer, ornement [1.3#206] |
Exemples |
7 Manao fihaingoana fatratra araka ny foraba tamin' izany. [1.437#] 8 Nony ela ny ela, dia sendra nisy mpanankarena maty, ka lambamena sy fihaingoana saro-bidy maro karazana no nampombain' ny havany azy. [2.69#] |
Mis à jour le 2023/01/09 |