|
|
|
|

Entrée1  mianjaika
Radical  2  anjaika
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Manao fivoriam-be
Mihaingo, miraratra amin' ny haingo toy ny olona hamonjy zaika na anjaika
Explications en anglais  5  [1.2] imp and rel not used. To assemble in grand apparel.
Exemples  6  Ny amparasily sy ny lopotra hoenti-mianjaika : avy any ivelany. [2.503#]
7  Tena fanalikana atao amin' ny mahantra izany : alainay ny toe-piainany ety ivelany toy ny ankoso-bolamena, toy ny akanjo fitondra mianjaika. [1.369#]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
Mots composés 
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot mianjaika

Anagrammes  13 

Mis à jour le 2025/01/21