|
|
|
|

Entrée (1/2)1  miramarama
Radical  2  ramarama
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  [1.78] [Tanosy] mihaingo
5  [1.1] Sady lava no matsilotsilo, tsokitsoky loha: Miramarama ny tandrok' ity omby ity
Tonga misososososo, misasasasa: Niramarama erỳ izy niditra tao an-trano
Mitondra haingo maro be sady lafo vidy: Avy nijery lanonana Randria; tsy nisy tsy niherika nahita azy niramarama
Explications en anglais  6  [1.2] to wear ostentatious ornaments.
Explications en français  7  [1.3#504] Etre long et pointu, comme les cornes ; se parer à l’excès
Analogues  8  mihaingo, miraratra, miravaka, miangolavaitra, miramatra

Entrée (2/2)9  miramarama
Partie du discours  10  verbe actif
Explications en malgache  11  [1.78] [Sihanaka] tonga maro hisakafo amin'ny famorana

Anagrammes  12 

Mis à jour le 2025/01/21