|
|
|
|

Entrée1  mandre
Radical  2  re
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mahalala fisiana feon-javatra iray amin' ny alalan' ny sofina: Tsy mandre na inona na inona ny sofiko fadonton' ny kininina
5  Mahafantatra: Vao izao aho no nandre fa narary ny zanakao
6  Mahatsiaro: Tsy mandre maharary rehefa mitsindrona amin' itỳ fanafody
7  Teny mifandray hevitra (Mihaino): mitaino, manongilan-tsofina, mampandry sofina, mihaino vilana, mitaino ilany, tailam-pandrenesana
8  Teny mifandray hevitra (Tsy mihaino): manentsin-tadiny, mamono sofina, manary sioka, manao henoy izany ry hazon-damosiko!, mafy sofina, mafy tadiny, lalodalovana, donto sofina, domelina, karenina, marenina [1.1]
Explications en anglais  9  to hear; to perceive by hearing, touch, taste or smell [1.7]
Explications en français  10  entendre, apprendre, sentir [1.3]
11  entendre; apprendre; sentir par le toucher, le goût, ou l'odorat [1.8]
Exemples  12  Tsy mandre mihitsy anie aho e! [2.117#]
13  Tsy mandre ny ketsoketso-borona anie! [2.69#]
14  Faly aho raha mandre izany teninareo izany. [2.298#]
Vocabulaire  15  Biologie
Morphologie 
16  Présent :
17  Passé :
18  Futur :
19  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  22  Proverbes contenant le mot mandre

Mis à jour le 2023/09/25