Entrée (1/4) | 1 lafo |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 Be vidy, tsy taka-bola: Lafo ny vary tamin' itỳ fa tafakatra roa ambin' ny folo ny kilao 4 Efa lasan' olona: Ento aty hojereko io satroka io fa hovidiko. -- Efa lafo io, tompoko [1.1] |
Explications en anglais |
5 sold; expensive [1.7] |
Explications en français |
6 vendu; qui coûte cher [1.8] |
Exemples |
7 Siramamy roa sobika nokarakaraina nandritra ny herinandro no nentiny hamidy, ary lafo daholo ireny. [2.470] |
Dérivés |
|
Analogues | 11 sarotra, hangana, be vidy, sarobidy, hentona, maneno, tsy takatra, tsy azon' ny kely vola, tsy takatry ny malahelo, tsy azo vidina, tsy mahaleo ny sarany ny vidiny |
Mots composés |
|
Proverbes | 14 Proverbes contenant le mot lafo |
Entrée (2/4) | 15 lafo |
Partie du discours | 16 adjectif |
Explications en malgache |
17 lasam-bidy [Sihanaka]
[1.78] |
Entrée (3/4) | 18 lafo |
Partie du discours | 19 nom |
Explications en malgache |
20 Hazandrano misy tsilony ka manaintaina ohatra ny asian' ny maingoka ny voatsindrony [Sakalava]
[1.1] |
Vocabulaire |
21 Zoologie: poissons |
Proverbes | 22 Proverbes contenant le mot lafo |
Entrée (4/4) | 23 lafo |
Partie du discours | 24 nom |
Explications en français |
25 (autre prononciation de lafika . lafo, adjectif, veut dire : « qui se vend cher », ce qui était vrai, à une certaine époque, pour le crin végétal). Chrysalidocarpus mananjarensis Jum. & H.Perrier (fichier manuscrit de R. Decary). [Betsimisaraka]
[1.196] |
Vocabulaire |
26 Botanique |
Nom scientifique |
|
Anagrammes | 28 falo, lafo |
Mis à jour le 2023/08/02 |