|
|
|
|

Entrée1  mora
Partie du discours  2  adjectif ou adverbe
Explications en malgache  3  [1.1] Tsy sarotra atao: Mora adika io lahateny io ~ Mora ny maniny fa sarotra ny manao
Kely vidy, tsy lafo: Mora ny vary rehefa fararano
Malemy fanahy, malemy paika, rainazy: Tsy hahita olona mora be ohatra azy ianao
Miadana: Mandehana mora fa ratsy ny lalana (matetika ny verindroa moramora no ampiasaina amin' io hevitra io)
Amin-kalemem-panahy, tsy mitratreva: Alaina mora no fakana ny ankizy, indrindra rehefa ilay sakasakan-jaza iny izy
Malaky: Mora tezitra, mora misafoaka ny mpampianatra anay
Explications en anglais  4  [1.7] easy; slow; cheap
easily
Explications en français  5  [1.8, 1.13] facile; bon marché
6  [1.8] lent
facilement
Exemples  7  Ny fiainana tsy vita mora rahateo: [2.470]
Dérivés 
8  Verbes actifs :
9  Noms :
10  Adjectifs :
11  Adverbes :
Mots composés 
Zoonymes 
Phytonymes 

Anagrammes  43 

Mis à jour le 2025/01/21