|
|
|
|

Entrée1  moramora
Radical  2  mora
Partie du discours  3  adjectif ou adverbe
Explications en malgache  4  [1.1] Tsy mahery, tsy mivatravatra: Teny moramora ihany aloha atao aminy
Miadana: Ampandehano moramora amin' izay ny fiara fa miharatsy ny lalana
Malefaka, malemy: Mitenena moramora
Zara raha hita misoritra: Nitsiky moramora izy raha vao nilazako izany
Explications en anglais  5  [1.7] easy; slow
easily; slowly
Explications en français  6  [1.8] facile; lent
facilement, aisément, doucement, lentement
Exemples  7  Notonen-dRainilaimanga indray ny fony, nanaovany teny moramora. [2.324]
8  Ny rantsany fotsiny no nakorisarisany moramora hahazo ny volon-janany. [2.470#147]

Anagrammes  9 

Mis à jour le 2025/01/21