Entrée |
mahalafo
(lafo)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Afaka mivarotra: Tsy mahalafo ny variny io mpivarotra io Enti-milaza ny antony mahatonga ho lafo: Ny hakelezan' ny vokatra no nahalafo ny vary taona ito [1.1]
|
Explications en anglais | To sell for a good price [1.7]
|
Explications en français | Débiter une marchandise [1.3, 1.8]
|
| écouler une marchandise, la vendre à bon prix ou à la bonne saison:
Tsy nahalafo na inona na inona aho (Je n'ai pu rien vendre) [1.3]
|
| Vendre à bon prix [1.8]
|
Morphologie |
Présent : |
mahalafo |
Passé : |
nahalafo |
Futur : |
hahalafo |
Impératif : |
mahalafosa |
|
|