Entrée | 1 sarotra |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 [1.78] [Bezanozano]
lafo, sarobidy 4 [1.1] Tsy mora ny fanaovana azy, manahirana: Asa sarotra ~ Sarotra ny mampiditra io farafara lehibe io amin' ity varavarankely ity Sarotiny, mahihitra, tia tena: Sarotra izy raha hanome Ilazana olona tia hanina loatra, ka tsy mizara na ahazoana potiny kely akory: Nafenin' ity Rangahy sarotra tao anaty satrony, hono, ny voanjo mahamay mba tsy ho hitan-janany Mampidi-doza: Sarotra ny maniny ny mpitondra Lafo vidy: Sarotra ny vary izao |
Explications en anglais |
5 [1.7] difficult; selfish, hard to get along with; costly |
Explications en français |
6 [1.3, 1.8] difficile 7 [1.3] ardu, périlleux, pénible, dangereux cher, coûteux, ruineux avare, ladre, intéressé, égoïste, sévère, exigeant 8 [1.8] égoïste, difficile à vivre; qui coûte cher |
Exemples |
9 sarotra ny mampiditra resaka, hoy Ilaimanga fa hoatry ny haninona ihany. [2.324] 10 Mbola tsy nahita aho aloha fa sarotra ny mandainga, hoy ny rainy. [2.470] 11 Lehibe aman-tsaro-boasana ny fitsaranao [2.996] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Analogues | 19 lafo, hangana, hentona |
Mots composés |
|
Toponymes |
|
Proverbes | 68 Proverbes contenant le mot sarotra |
Anagrammes | 69 asoratr, sarotra, soratra, Soratra, tsarôra |
Mis à jour le 2023/05/18 |