|
|
|
|

Entrée1  manasarotra
Radical  2  sarotra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mahatonga ho sarotra aleha: Ny lavadavaka ireny no manasarotra ny lalana mankaty aminareo
Mahatonga ho manahirana: Manasarotra ny fanaovan-trano ny ranonorana
Mahatonga ho lozabe, kitokitoina: Ny ditran' ny mpianatra no nanasarotra an-dRamose
Mahatonga ho lafo: Ny havandra no nanasarotra ny voaloboka tamin' ity taona
Explications en anglais  5  [1.7] to make something difficult
Explications en français  6  [1.8] rendre difficile
Exemples  7  Tsia, tsy sarotra ny fiainana, fa ny olombelona no manasarotra azy. [2.471]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :

Mis à jour le 2024/12/11