Entrée (1/2) | 1 lafika |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.78] [Bezanozano]
farafara, fandriana 4 [1.1] Izay rehetra atao ao ambanin' ny tsihy andriana, tahaka ny bozaka izany: Soloy ny lafik' itỳ fandriana itỳ fa efa fisaka loatra Izay rehetra atao fanambanin-javatra mba tsy hahamafy ny fiasana na ny fipetrahana eo amboniny: Asio lafika kely eto hanoratako Fisotro sotroina alohan' ny sakafo, na koa zavatra tsakitsaky hanina alohan' ny handraisana zava-pisotro Zezika atao amin' ny tanimboly alohan' ny hamafazana ny voa na hambolena ny zavamaniry 5 [1.13] bozaka na mololo fandrian'ny biby |
Explications en anglais |
6 [1.7] anything put under, as a mat or mattress |
Explications en français |
7 [1.8] ce qu'on met dessous, comme une natte ou un matelas 8 [1.13] litière, natte 9 [1.196] litière, tout ce qu'on met sous la natte pour rendre la couche plus molle. Par extension : paillasse ou matelas lorsqu'on utilise un lit, on précise alors lafi-pandriana |
Exemples |
10 Zozoro sy herana maina no angonina atao lafika. [2.472#] 11 Adarà, fa fandria-malemy lafika, ka tsy itadiavako lafika sy ondana. [2.69#] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Proverbes | 26 Proverbes contenant le mot lafika |
Entrée (2/2) | 27 lafika |
Partie du discours | 28 nom |
Explications en français |
29 [1.196] (du malais: lapik). Nom des Arecaceae fournissant des crins végétaux particulièrement appréciés comme litière, principalement Chrysalidocarpus fibrosus Jum. (Arecaceae) [Betsimisaraka] |
Vocabulaire |
30 Botanique |
Nom scientifique |
|
Anagrammes | 32 |
Mis à jour le 2025/01/21 |