Entrée | 1 fandafihana |
Radical | 2 lafika |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Fanasiana lafika na zavatra atao fanambanin-javatra hafa: Mba hisakano ny fahamandoana matetika no anton' ny fandafihana ny zavatra mipetraka ambany rihana [1.1] |
Explications en français |
5 L'action de mettre quelque choses dessous [1.3#369] |
Exemples |
6 Raha manana izao, ka fampitsoahana no ianteherana ary fanatsatso rano sy fandafihana no antenaina hitokiana ho enti-minona handresy tangena, tsy mahamasina izany hianao [2.857#] |
Mis à jour le 2023/01/07 |