Entrée (1/3) | 1 jono |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Fandosirana mangingina (ny olona iasana na ny havana) [1.1] |
Autres orthographes | 4 jony |
Entrée (2/3) | 5 jono |
Partie du discours | 6 nom |
Explications en malgache |
7 Hanina atao amin' ny fintana hamandrihana hazandrano 8 Zavatra entina mitarika biby na olona mbahiditra amin' ny toerana tiana hahazoana azy: Ny boky ratsy no jono entin' ny sasany hamerezana ny tanora 9 Vokatry ny fakana biby na olona amin' ny famandrihana azy: Inona no jono azonareo? 10 Fitarihana na famandrihana biby na olona mba hahazoana azy: Atsaharo ny jono ny fanahin' ny ankizy madinika 11 Misy hevitra iraisana: tonta, vovo, harato, fintana, firombaka, tandroho, vela-pandrika, koromby, lontsomaka [1.1] 12 asa fitrandrahana hazandrano [1.13] |
Explications en anglais |
13 fish-bait [1.7] |
Explications en français |
14 appât [1.8] 15 pêche [1.13] |
Dérivés |
|
Analogues | 21 fandrika, fanangolena, fanojikojena, longoa mitoto-bozaka, fitaka |
Proverbes | 22 Proverbes contenant le mot jono |
Entrée (3/3) | 23 jono |
Partie du discours | 24 nom |
Explications en malgache |
25 karazan-trondro monina amin'ny ranomamy izay tsy hita loatra ao [Tanala]
[1.78] 26 Karazan-kazandrano madinika, boribory lavalava, mena ny tendrondrambony [Bara] [1.1] |
Vocabulaire |
27 Zoologie: poissons |
Anagrammes | 28 jono, onjo |
Mis à jour le 2020/07/31 |