Entrée tandroho
Partie du discours nom
Explications en malgache Karazana harona lehibe misy makarakara, vita amin' ny hazondrano ampifadidirina, ka atao fanihifana trondro na toho. (Mitovitovy amin' ny vovo ny tandroho, saingy toy ny sobiky ny bikany ary asaika ao anaty rano no faka hazandrano aminy, fa tsy mba apetraka fotsiny "miandry mahazo" ao anaty rano tahaka ny vovo; atao hoe manihika ny maka hazandrano amin' ny tandroho) [1.1]
 Fitaovana fakana hazandrano [1.13]
Explications en anglais An open-weave basket used for dredging fish or shrimps [1.7]
Explications en français Panier aux mailles ouvertes qui sert à prendre les poissons ou les écrevisses [1.8]
 Nasse [1.13]
Exemples 
1Mampiasa harato ny any fa tsy mba tandroho [2.442]
2Aza maniry trondro am-parihy, fa manan-tandroho tsara ladina [2.346]
Vocabulaire 
Analogues  lombo ~ vovo
Proverbes 

Entrée tandroho
Partie du discours nom
Explications en français (probablement de rohona : grondement du tonnerre). Nom donné à des arbres dont le bois sert de talisman contre la foudre (ody varatra). Ce sont suivant les dialectes :
[Betsimisaraka] Trachylobium verrucosum (Gaertn.) Oliv. (Fabaceae), le Copalier.
[Taifasy, Taimoro] Afzelia bijuga (Colebr.) A. Gray (Fabaceae). Ce dernier propagé comme espèce de reboisement. Voir aussi indrarinandra, intsy. [1.196]
Nom scientifique Afzelia bijuga, Trachylobium verrucosum
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31