|
|
|
|

Entrée (1/2)1  koromby
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fandri-borona
Bara vy atsatotsatoka eo amin'ny varavarankely
Farafara mandeha azo aforitra na ahorona

Entrée (2/2)4  koromby
Partie du discours  5  nom
Explications en malgache  6  [1.1] Fakofako na bozaka asarona ny voa vao nafafy na vao mitsimoka na zanaborona vao foy koa aza, mba hiaro azy.
Dérivés 
7  Verbes actifs :
8  Verbes passifs :
9  Verbes relatifs :
10  Noms :
11  Adjectifs :

Anagrammes  12  kirombo, korombi, koromby

Mis à jour le 2020/07/31