|
|
|
|

Entrée1  korombina
Partie du discours  2  verbe passif
Explications en malgache  3  [1.1] Arovana, alofana: Korombio tsara ireo voa vao nafafiko ireo
Tehirizina, tandremana tsy ho simba: Nokorombiko tsara tao an-trano ireo voa nokendreko hafafy
Radical  4  koromby
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :

Anagrammes  9  akorombin, korombina, nakoromby, norimbako, rombinako

Mis à jour le 2025/01/21