Entrée (1/2) | 1 harato |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Tady na tariby voatenona makarakarasy misy masomasony atao fakana hazandrano na fefy |
Explications en anglais |
4 [1.2] a net, net-work, a fishing net. 5 [1.7] a fishnet |
Explications en français |
6 [1.3] filet à mailles, réseau, treillis, grille, grillage, tout ce qui est tissé ou tressé en forme de grille appareil, bandage pour les membres fracturés 7 [1.8] filet de pêche |
Exemples |
8 Talohan' izao, dia noheveriko ho harato no ahazoana ireny trondron-dranomasina izaitratra amidy eny an-tsena ireny. [2.471] |
Vocabulaire |
9 Outils |
Dérivés |
|
Autres orthographes | 14 arato |
Proverbes | 15 Proverbes contenant le mot harato |
Article |
16 Randzavola: harato ao amin' ny Baiboly |
Entrée (2/2) | 17 harato |
Radical | 18 haratra |
Partie du discours | 19 impératif du verbe passif harasana [Liste complète] |
Explications en malgache |
20 [1.1] |
Autres orthographes | 21 haraso |
Anagrammes | 22 ahaotr, ahatro, ahoatr, ahotra, aohatr, haotra, harato, hatora, hatrao, hatroa, hoatra, ohatra, rotaha, taharo, taroha, tohara, toraha |
Mis à jour le 2022/07/30 |