Entrée | 1 jonoina |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Alaina amin' ny jono, alaina na tarihina amin' ny fomba kinga ary saro-toherina, angolena, kolikolena: Nojonoiny teny ny zana-dRakoto dia lasany tamin' ny farany |
Radical | 4 jono |
Morphologie |
|
Anagrammes | 9 ajonony, anjonoy, ionjona, jonoina |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |