Entrée (1/2) | 1 handrina |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Ny misolampilampy eo ambony maso, izany hoe ilay faritra anoloana amin' ny tarehy, manomboka eo amin' ny manjamaso no ho miakatra ka hatramin' ny fiandohan' ny volon-doha: Voadona ny handriko [1.1] 4 handrina [Betsimisaraka] [1.78] |
Explications en anglais |
5 the forehead [1.7] |
Explications en français |
6 front [1.3] 7 le front [1.8] |
Exemples |
8 Olioly, avo handrina, mahiratriratra ka mirana. [2.817#] 9 mihohofa ambany, ny handrina mitehika amin' ny tany! [2.470#] |
Vocabulaire |
10 Biologie |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Holonyme |
|
Co-méronymes |
|
Proverbes | 23 Proverbes contenant le mot handrina |
Article |
24 Randzavola: handrina ao amin' ny Baiboly |
Entrée (2/2) | 25 handrina |
Partie du discours | 26 nom |
Explications en français |
27 menace, regard hardi ou irrité [1.3] |
Vocabulaire |
28 Emotions |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 31 handrina, hindrana |
Mis à jour le 2024/10/30 |