|
|
|
|

Entrée (1/2)1  sabotsy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  (na Asabotsy, izay marimarina kokoa) Andro fahenina amin'ny herinandro, manaraka ny zomà ary mialoha ny alahady; andro fahatelo kosa izy teo amin'ny ntaolo malagasy [1.1]
Explications en anglais  4  Same as asabotsy [1.2]
Explications en français  5  Samedi [1.5]
6  Samedi [ar.: as-sabt, samedi] [Tanala] [1.6]
Exemples  7  Izao no maty tamin' ny andro sabotsy. [2.48]
8  Tonga nanao asa maimaim-poana izy, isaky ny sabotsy sy alahady. [1.369#]
Vocabulaire  9  Temps
Autres orthographes  10  asabotsy
Toponymes 
Hypéronyme 
Co-hyponymes 
Tableaux et planches  16  Mesure du temps

Entrée (2/2)17  Sabotsy
Mots élémentaires  18  sabotsy
Partie du discours  19  nom propre (toponyme)
Vocabulaire  20  Géographie: agglomérations
Tableaux et planches  21  Liste complète

Anagrammes  22  Sabotsy, sabotsy, Sabotsy, sabotsy

Mis à jour le 2024/10/30