|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mangatsiaka
Radical  2  hatsiaka
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  Mamanala, manaikitra, mamirifiry: Mangatsiaka ny andro rehefa ririnina
5  Tsy mafana, antara: Mangatsiaka ny kafe
6  Tsy misy hafanana, tsy mirehidrehitra: Nangatsiaka ny fifandraisanay tao ho ao izay
7  Mahatsiaro hatsiaka: Mangatsiaka aho fa rakofy bodofotsy
8  Matimaty, matoritory: Mangatsiaka ny fivavahana amin' itý faritany itý [1.1]
Explications en anglais  9  cold [1.2, 1.7]
10  chilly, frigid. [1.2]
Explications en français  11  froid [1.8]
Exemples  12  Vary mangatsiaka sisa nihinanantsika omaly izao no nohaninay, dia lasa izahay, fa tsy nitoetra akory. [2.324]
13  Tsy ela kosa dia nentin-dRasoa avy any, amin' ny zinga lava taho, ny rano mangatsiaka mangalahala. [2.470]
Morphologie 
14  Présent :
15  Passé :
16  Futur :
Analogues  17  mamirifiry, antaravelona, havandra latsaka18  manara, ngoly, jihitra, marikoditra, mitsangam-bolo, mangintsy, mangintsingintsina, mangintsina, mifihifihy, mivihivihy, sarotin-katsiaka, saro-nara, manaran-defona
Mots composés 
Toponymes 
Proverbes  22  Proverbes contenant le mot mangatsiaka

Entrée (2/2)23  Mangatsiaka
Mots élémentaires  24  mangatsiaka
Partie du discours  25  nom propre (toponyme)
Explications en français  26  petite rivière de la préfecture de Fort-Dauphin qui se jette dans le lac Anony [1.11]
Vocabulaire  27  Géographie: rivières, lacs
Tableaux et planches  28  Liste complète

Anagrammes  29  Mangatsiaka, mangatsiaka, Mangatsiaka, mangatsiaka

Mis à jour le 2024/08/29