|
|
|
|

Entrée1  antaravelona
Mots élémentaires  2  antara, velona
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  Mangatsiaka tanteraka, mamanala aoka izany: Efa antaravelona itỳ varinao fa ndeha re hano [1.1]
Explications en anglais  5  [velona, living.] Extremely cold. [1.2]
Exemples  6  raha hafanana no ilazana azy, dia tena antaravelona mihitsy. [2.4#]
7  Tsy ra no mikoriana ao aminao fa rano mangatsiaka, antaravelona! [2.528#]

Mis à jour le 2023/12/24