|
|
|
|

Entrée1  hatsiaka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Tsy fisian-kafanana; hirifiry; nara [1.1]
Explications en anglais  4  cold, coldness, chilliness, frigidness. See nara, marikoditra. [mal. Sejuk, cool.] [1.2]
5  the cold [1.7]
Explications en français  6  le froid [1.8]
7  froid, fraîcheur
8  détente [1.13]
Exemples  9  Iza no maharitra ny hatsiakany? [2.996#23.10.17]
10  ?Dia izay vao re ny hatsiaka, izany hoe hatsiaka fanampin' ny efa tsaroana rahateo dia nahazo hatsiaka halina? [2.4#119]
Vocabulaire  11  Sports
Morphologie 
12  Simple :
13  Préfixée :
Dérivés 
14  Verbes actifs :
15  Verbes passifs :
16  Verbes relatifs :
17  Noms :
18  Adjectifs :
Mots composés 
Proverbes  23  Proverbes contenant le mot hatsiaka

Anagrammes  24  ahatsika, ahitsaka, hatsakay, hatsiaka, ikatsaha

Mis à jour le 2021/12/26