Entrée | 1 fangatsiahana |
Radical | 2 hatsiaka |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Hatsiaka, fangatsiaka (indrindra amin' ny hevitra an' ohatra: Mampalahelo ny fangatsiaham-pon' ireto mponina ireto |
Explications en français |
5 [1.3#226] Le froid, la froidure |
Exemples |
6 tany aloha tany, nisy tsy fifandraisan' ny mpitandrina sy ny mpampianatra sasany tao Mangarivotra ka nahatonga fangatsiahana teo amin' ny fiaraha-miasa. [2.356#] |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2024/12/11 |