Entrée | 1 sendrasendra |
Radical | 2 sendra |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 vintana, anjara [Bezanozano]
[1.78] 5 Tsy nampoizina, tsitointoina, zavatra tsy nampoizina: Sendrasendra no nahitako azy ~ Misy tokoa ny sendrasendra 6 Raha ohatra ka...: Sendrasendra, hono, ka mahita volamena iray kilao isika [1.1] |
Explications en anglais |
7 occuring by chance [1.7] |
Explications en français |
8 qui arrive ou se passe par hasard [1.8] |
Dérivés |
|
Synonymes | 14 sendra |
Analogues | 15 anjara, vintana, lakalaka, kendry tohina, tsitointoina, tsy satry, tsy nahy, tsy nampoizina, samba-samba, kisendrasendra, kinanga, an-tsapaka, sendrasendra vary amin' ananana, maty vavany, divi-janahary, avivitra, ambivitra, variraiventy |
Proverbes | 16 Proverbes contenant le mot sendrasendra |
Mis à jour le 2023/01/20 |