Entrée (1/2) | 1 kisendrasendra |
Radical | 2 sendrasendra |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Zavatra tonga tampoka tsy nampoizina: Tsy nianatra izy nandritra ny taon fa miandry ny kisendrasendra, hono, izy amin' ny fanadinana [1.1] 5 fifanandrifian-javatra [1.13] |
Explications en français |
6 hasard [1.13] |
Exemples |
7 izay misy finoana ny vintana sy ny kisendrasendra. [1.38] |
Analogues | 8 vintana, kinanga, kitano, kitanotano, kendry tohina, kitoatoa, tsy nahinahy, tsy tohatohatra, tsy nampoizina |
Entrée (2/2) | 9 kisendrasendra |
Radical | 10 sendrasendra |
Partie du discours | 11 adverbe [Liste complète] |
Explications en français |
12 par pur hasard, accidentellement [1.5] |
Exemples |
13 Voan-kabaro iray no latsaka tery an-tsisim-boly ka naniry kisendrasendra. [2.470] |
Mis à jour le 2020/07/31 |