Entrée (1/2) | 1 kitoatoa |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en anglais |
3 [1.7] a random guess, a random act |
Explications en français |
4 [1.8] hasard, aventure |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 10 kitoatoa |
Partie du discours | 11 adverbe [Liste complète] |
Explications en malgache |
12 [1.1] Ataotao foana sady ankinina amin' ny kisendrasendra: Namaly kitoatoa izy tamin' ny fanadinana ka tsy afaka Fanaovan-javatra tsy am-piheverana, tsy am-pitandremana: Manao kitoatoa koa Rangahy ity! aiza ka fahavaratra vao hanafo trano |
Explications en anglais |
13 [1.7] at random |
Explications en français |
14 [1.8] au hasard |
Exemples |
15 Manao kitoatoa lahy, lehity, lahy! [2.643#] |
Analogues | 16 befahatany, mosalahy |
Mots composés |
|
Anagrammes | 18 |
Mis à jour le 2025/01/21 |