|
|
|
|

Entrée1  sendra
Partie du discours  2  adjectif ou adverbe
Explications en malgache  3  [1.1] tsitointoina, tointoina tsy nampoizina: Sendra nahita ny zandrinao aho anikeheo
mifanena tsy nampoizina: Sendra an-drainao tany an-tsena aho
Explications en anglais  4  [1.2#596] incidental, occurring accidentally, happenning
5  [1.7] occuring by chance
Explications en français  6  [1.3#598] par hasard, accidentellement, au moment où
7  [1.3] qui rencontre par hasard: Sendra nifanena taminy teny an-dàlana aho (Je l’ai rencontré par hasard sur la route) ~ Ilay sendra nihinana iny izahay no tonga izy (Il est arrivé juste au moment où nous mangions) ~ Sendra azy teny an-tsena aho (Je l’ai rencontré par hasard au marché)
8  [1.8] qui arrive ou se passe par hasard
Exemples  9  Aza mba sendra izay vehivavy! [2.528#]
10  Nitady toko aho ka sendra vato. [1.281#]
11  sendra narary aho tamy ny izao. [2.59#]
Dérivés 
12  Verbes relatifs :
13  Noms :
14  Adjectifs :
Synonymes  15  sendrasendra
Analogues  16  tojo, sehatra, tohatra
Mots composés 

Anagrammes  24 

Mis à jour le 2025/01/21