|
|
|
|

Entrée (1/2)1  rivotra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Aera mihetsika mivoivoy eny amin' ny habakabaka
Explications en anglais  4  [1.7] wind, air
Explications en français  5  [1.3, 1.8] vent
6  [1.3] brise
7  [1.8] air
Exemples  8  Rehefa tokony ho fahatelon'alina no sisa, dia nitehina namirifiry fatratra ny rivotra, ary nilatsaka ny fanala. [2.324]
9  ny fifanolosoloan' ny rivotra ao an-tratrany, dia toa tsy misy intsony. [2.470]
Vocabulaire  10  Météorologie
Morphologie 
11  Simple :
12  Préfixée :
Dérivés 
13  Verbes actifs :
14  Noms :
Analogues  15  aera, atmosfera
Mots composés 
Phytonymes 
Toponymes 
Hyponymes 
Proverbes  76  Proverbes contenant le mot rivotra
Article  77  Randzavola: rivotra ao amin' ny Baiboly

Entrée (2/2)78  rivotra
Partie du discours  79  nom
Explications en français  80  [1.3] vitesse, rapidité

Anagrammes  81 

Mis à jour le 2025/01/21