|
|
|
|

Entrée (1/2)1  raorao
Radical  2  rao
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Toetran' ny zavatra misy marokoroko ny ivohony, hasaosao, harokoroko
Adiady, fifandirana, tsy fifanarahana: Hialako io raharaha io fa toa be raorao be ihany.
Explications en anglais  5  [1.2, 1.7] roughness
Explications en français  6  [1.8] rugosité
Exemples  7  [2.346] Omenay malalaka, omenay madiodio, omenay mangarangarana, tsy: misy raorao, tsy misy tohany, tsy misy tsikalany, tsy misy tongotra hitsipaka, tsy misy tanana handrangotra;
8  [2.471#61] Raha mba nahay nanombana ny tena vidin' i Masy marina aho, fa tsy nanakalo azy tamin' ny akanga tsara soratra, dia angamba ho nilamina tsy nisy raorao ny fiainako manontolo.
Mots composés 
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot raorao

Entrée (2/2)13  raorao
Partie du discours  14  nom
Explications en malgache  15  [1.1] [Sakalava] Fofon-drivotra mangatsiaka alohan' ny orana
Vocabulaire  16  Météorologie
Hypéronyme 
Co-hyponymes 

Anagrammes  38  raorao, roaroa

Mis à jour le 2025/01/21