|
|
|
|

Entrée1  tafiotra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Rivotra mahery
Exemples  4  tafiotra nateti-piavy no nampihofahofa ny ravin-kazo ary erika madinika no nifafy tsindraindray. [2.5#]
5  Raha sendra variana niandriaka iny izy ireo no injay nisy tafiotra mafy dia mafy namely azy ireo. [2.445#]
Vocabulaire  6  Météorologie
Mots composés 
Hypéronyme 
Co-hyponymes 

Anagrammes  29 

Mis à jour le 2025/01/21