Entrée añintafara
Partie du discours nom
Explications en malgache Rivotra mitsoka any amoron-tsiraka amin' ny ririnina, avy atsimo mianavaratra na avy atsimo andrefana mianavaratra atsinanana ka mitondra orana; maharitra eo amin' ny hateloana eo ny orana, fa nt' andro ratsy mitohy herinandro; ny anintafara dia amantaran' ny mpanjono ny fiavian' ny zompona [1.1]
  [Tambahoaka] Rivotra mahery [1.78]
Vocabulaire 
Hypéronyme 
Co-hyponymes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/03/19