|
|
|
|

Entrée1  rambondanitra
Mots élémentaires  2  rambo, lanitra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Rivotra mifofofofo indray mandeha, dia toa mitsangana ary mihodinkodina an-toerana no sady mifindra toerana, ka izay voafaoka ao anatiny (vovoka, ravinkazo, poti-javatra madinika...) dia entiny misangodina miaraka aminy
Explications en anglais  5  [1.2][rambin-danitra] A water-spout
6  [1.7][rambin-danitra] a waterspout, the funnel of a tornado
Explications en français  7  [1.8][rambin-danitra] trombe
Vocabulaire  8  Météorologie
Analogues  9  alapoie, ambarao, ampalo, ampela, animbaratra, anina, anindambo, anintafara, fandohotse, radraty, raorao, rea, sikilaonina, sobe, tadio, tafiodrivotra, tafiotra, tsitoly, varatraza, variona
Hypéronyme 
Co-hyponymes 
Proverbes  31  Proverbes contenant le mot rambondanitra

Mis à jour le 2024/12/12