|
|
|
|

Entrée1  atmosfera
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Rivotra sy gazy manodidina ny tany
4  [1.13] faritra manodidina ny bolantany misy etona sy rivotra samihafa antoky ny fiainana
Explications en français  5  [1.13] atmosphère
Exemples  6  Navesatra ny atmosfera, fa nitataovan-drahona! [2.499]
7  ary dia nakarina ho any amin' ny atmosfera ambony izy. [1.38]
Analogues  8  aera, rivotra
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/12