Entrée | 1 midadasika |
Radical | 2 dadasika |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Lehibe, migodana: Midadasika ny kianja eo Mahamasina |
Explications en anglais |
5 [1.2] wide and level 6 [1.7] spacious, extensive |
Explications en français |
7 [1.3] Etre spacieux, vaste, large, énorme, d'une forte carrure: Midadasika io tendrombohitra io (Cette montagne est énorme) 8 [1.8] être spacieux, vaste |
Exemples |
9 Lahasaha lemaka sy tena midadasika no tazany ery ambany. [2.472] 10 Nitsinjaka izy sy ny ankizy, dia nitotorebika nanao fari-bolana hitsipy sandry eran' ny ahi-maitso mavan' ny ranomasina midadasika. [2.5] |
Analogues | 11 midadasika, malalaka, be sakana migodana, lava oroanana, lava ezaka, tsy taka-basy, tsy hita fetra, tsy hita lany, tsy hita noanoa, tsy hita pesipesenina, tsy hita avanavana, tsy hita popòka, tsy taka-pololorina, tsy takatra eritreritra, tsy azo veroka |
Mis à jour le 2024/12/11 |