|
|
|
|

Entrée1  tsy hita avanavana
Mots élémentaires  2  tsy hita, avanavana
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  any amin' ny lavitra dia lavitra mila tsy azon' ny saina eritreretina, lalina mangitsokitsoka, tsy manam-petra, tsy hita lany [1.1]
Explications en anglais  5  used of something that is unique. [1.2]
Explications en français  6  innombrable [1.3, 1.5]
7  complètement invisible, incompréhensible [1.3]
Exemples  8  tafasidina tsy hita avanavana tamin' ny fisavasavany ny marina sy ny tsara tsy misy tomika [2.296]
9  Noho izany, na dia madiva haraina aza ny andro, ka efa mifamalivaly eny amin' ny lohasaha eny ny sahobakaka mbamin' ny sahona, dia toa tsy|hita avanavana mbola tsy|hita avanavana akory izay Ankeritsa. [2.357#68]
10  fa eo ilay hery anankiray ao amin' ny isam-batan' olona mety hampiova tsy hita avanavana ny nentina hatrany an-kibon-dreny sy ny toe-javatra rehetra mihitsy [2.296#114]

Mis à jour le 2023/11/20