Entrée (1/4) | 1 avanavana |
Radical | 2 avana |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1#127] Tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny teny hoe "tsy hita": Tsy hita avanavana, tafahoatra na misy elanelany makadiry amin' ny hafa ampitahaina aminy: Tsy hita avanavana ny haben' Antananarivo miolotra amin' Ambohitrakely |
Explications en français |
5 [1.3#67, 1.5] splendeur |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/4) | 8 avanavana |
Radical | 9 avana |
Partie du discours | 10 adjectif |
Explications en anglais |
11 [1.2] sharp, keen, clear-headed, skillful, clever, shrewd, quick. |
Entrée (3/4) | 12 avanavana |
Radical | 13 vanavana |
Partie du discours | 14 verbe passif |
Explications en malgache |
15 [1.1] atanatana |
Morphologie |
|
Entrée (4/4) | 20 avanavana |
Partie du discours | 21 nom |
Explications en malgache |
22 [1.78] [Betsimisaraka]
fanombohana |
Mis à jour le 2025/01/21 |